| Entrée | 1 maty amboa |
| Mots élémentaires | 2 maty, 3 amboa |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1] |
| Synonymes | 6 resy amboa, velona amboa |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|